Hiverina aho (Tsantafia FJKM AMBATOMENA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o miantso Anao . Ity zandrinao hifona aminao
Fa nanao izay ratsy teo imasoNao mifona Aminao
Efa impiry aho no nivoady fa tsy hamerin'intsony
Nefa mbola nandika ny didinao mifona aminao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra rbxwb avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay tyogtv Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
MamindrĂ fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
Menatra aho Jesoa Kristy
Fa nanaotao foana
Ka nilefa sy nania
Tao ny fahotana ny ditra sy ny hetsetra
Afoiko tsy asiako tafatoetra
Hifonako Aminao koa ireo fahalemeko
Indro havaoziko ny fanekeko
Hoe ho Anao mandrakizay
Ny fiainako iray omeo Anao ka hanjakao
Pont: Indro aho hiverina ao Aminao
Ny otako rehetra avelao
Refrain : Na tsy mendrika aza aho notiavinao
Ianao Tompo ilay Ray tsy mba mandao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
MamindrĂ fo amiko ry Ray Tsitoha
Fa rcpitfrw nanao izay ratsy teo imasonao
Indro aho hiverina ao Aminao
Raiso indray ity zanakao
AC/ tononkira.serasera.org Lucas Anthony RAMAROSON 2023

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tsantafia FJKM AMBATOMENAHits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Faratiana1812
Date : 02/09/2026 11:39