Miara miasa (Tsanta fanantenana (STK Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Mavesatra loatra Ray ô izao,
zioga mianjady amiko, mila hoe resy aho
izao
Kanefa Ianao, tsy hampitondra izay tsy zakako
Fa mba hampiorina ahy, no anton’izany
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanay
Izay nomenao, tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy xxzruzul mahasoaHo ahy ny zava-drehetra
2)Indraindray manome tsiny anao aho cdwolgxm Ray
Amin-java mahazo ahy sy tononkira.serasera.org izay mitranga manoloana
Izany anefa tsy handavako ny teninao
Hoe miasa aho ka ekeo, ny fandaharako
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanayIzay nomenao,
tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoa
Ho ahy ny zava-drehetra
Ampy ho ahy (ampy ho ahy ianao Jeso)
Mamiko ny teninao (mamiko ny gcma teninao)
ooooooo
zioga mianjady amiko, mila hoe resy aho
izao
Kanefa Ianao, tsy hampitondra izay tsy zakako
Fa mba hampiorina ahy, no anton’izany
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanay
Izay nomenao, tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy xxzruzul mahasoaHo ahy ny zava-drehetra
2)Indraindray manome tsiny anao aho cdwolgxm Ray
Amin-java mahazo ahy sy tononkira.serasera.org izay mitranga manoloana
Izany anefa tsy handavako ny teninao
Hoe miasa aho ka ekeo, ny fandaharako
Na ny tsara, eny na ny ratsy koa
Azonay avy aminao Tompo ô
Dia fantatray f’Ianao no miasa
Eo amin’ny fiainanayIzay nomenao,
tsy ho laviko fa
Isaorako ny anaranao Tompo o!
Miara miasa, sy mahasoa
Ho ahy ny zava-drehetra
Ampy ho ahy (ampy ho ahy ianao Jeso)
Mamiko ny teninao (mamiko ny gcma teninao)
ooooooo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tsanta fanantenana (STK Andohatapenaka)Vangy : 206
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 1991paradise
Daty : 19/03/2026 06:31
