Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hidera anao (Tosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira ho anao androany ry Ray Tomponay,
Hidera anao hatrany te-hamaly satria faly
Niantso ianao ka namaly aho fa sitra-po ny ahy
ny anaraka anao
Hampiray indray ilay fo sy fanahy
ho any aminao rahatrizay...
Hidera anao,
tononkira.serasera.org Topi-maso ho anao ry ray ao ambony ao
Ka adhqoeic hamelona indray ilay fitia izay maty tao aminay
wmgu Ka hivavaka tokoa, tsy tcyrpy hanam-paharoa
Ilay safidiko, ho any aminao...

--------
Rohy: