Filipiana 4:4 (TONTON JIM)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy misy ho aho ny olanaNa manoka io na hiombonana
Any an-trano ka hatrany Ampiangona
Tsy maintsy misy ho aho ny olana
Nefa tandrzmo ny fahatezerana
Sao ampiharina tsy ampiheverana
Ny misafaoka de "attention"
Sao dia miakatra ny tension
Chaque problem a des solutions
Ref: Na midim-podinana na miakatra avoana a!
Na fahavaratra na lohataona,
Na voky ianao ianao na nohana
Na finaritra ianao na misaona
FILIPIANA 4:4 tafita foana ee!
Koa tandremo ny mora rangitra
Mandehana amin'ny fiaran'ny Lanitra
Fiara tsy mataho-dàlana, mariky ny fiara
Andehana, Filipana 4:4
Fiara tena toutes cross e
Ny saoferan ho aho de Jesosy
Milamina ny "voyageurs" azo antoka ko ny saofera.
Mahatanty saoka koa ny môterana ee!
Ref: Na midimpidinana.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TONTON JIMVangy : 25
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Miorasarobidy
Daty : 08/03/2026 11:18
