Filipiana 4:4 (TONTON JIM)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy misy ho aho ny olana
Na manoka io na hiombonana
Na ny ambany na ny any ambovonana
Any an-trano ka hatrany Ampiangona
Tsy maintsy misy ho aho ny olana

Saingy tandremo ny fahatezerana
Sao ampiharina tsy ampiheverana
Ny misafaoka de "attention"
Sao dia miakatra ny tension
Chaque probleme a des solutions

(2x)Ref: Na midim-pidinana na miakatra avoana ee!
Na fahavaratra na lohataona,
Na voky ianao  na noana
Na finaritra ianao na misaona
FILIPIANA 4:4 tafita foana ee!

Raha tsy tinao ny ho mora rangitra
Mandehana amin'ny fiaran'ny Lanitra
Fiara tsy mataho-dàlana, mariky ny fiara
Andehana, Filipana 4:4

Fiara tena toutes cross ô
Ny saoferan ho aho de Jesosy
Milamina ny "voyageurs"-ny, azo antoka ko ny saofera e!
Mahatanty saoka ko ny môterana en

(2x) Ref: Na midim-pidinana.....

Miandry anao anie ilay fiarana e
Miakara aza misalasala
Misonanina erÿ ny mpandeha
Gratuit io fa tsy misy "frais"
Manenina izay tsy mandeha
N'inona n'inona zava-mitranga ah
Na manora na manavandra
Na misy rahona manangasanga
Lanitrao de "toujours" manja
Izay miseho dia revena manja

(2x) Ref: Na midim-pidinana...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TONTON JIM
Visites : 144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Miorasarobidy
Date : 08/03/2026 11:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1293