TONTON JIM
Sary rehetra...
Nampiditra Miorasarobidy 08/03/2026 11:18
Hiran'i TONTON JIM 2 Jereo eto
Vangy : 172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Mombamomba azy
I TONTON JIM dia mpihira Evanjelika, mivoy ny hira soamary hira vazo miteny izay amin'ny endriny fampiomejezana sy mampitsikitsiky amin'ny ankapobeny, izay antsoina hoe " Hehy vazo-ilo" izay nalaina avy amin' ny teny hoe "Évangiles".Avy ao amin'ny tanàna antsoina hoe ANORORO, Commune Anororo, District Amparafaravola, Région Alaotra Mangoro
Compte FB: Jim Jacquy Razanajatovo
Hevitra momba an'i TONTON JIM
Mbola tsisy nametraka hevitra
