ILAY SAFIDIKO (Toaiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hxdg Tiako ianao,ianao tia ahy
Tsy misy ilaiko mihoatra izay
Androany no andro wbpzarwb anekeko anao
Ho silako mandrakizay

Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao


Raha maloka ny androko
Ianao no masoandroko
Omeo ho tononkira.serasera.org ahy ny tananao
Ho tantanako, ho arovako

Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao
Ref
Manomboka androany dia hamiratra ilay androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita izay ho anjarako
Inao nitondra hafanana vaovao                
Aharitra ho mandrakizay

And 3
Ventsoiko ho anao ny hirako
Ho tsapanao ny anatiko
Fa fo iray(fa fo iray),mitempo ho anao
Ho anao ihany…ho anao hatrany….ho anao mandrakizay

Ref
Manomboka androany dia hamiratra pgealqz ilay androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita izay ho anjarako

Inao nitondra hafanana vaovao    x2
Aharitra ho mandrakizay

Tiako ianao,
ianao tia ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Toaiky
Vangy : 1059
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ciciandria15
Daty : 12/08/2019 17:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1762