ILAY SAFIDIKO (Toaiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao,ianao tia ahy
Tsy misy ilaiko mihoatra izay
Androany no andro anekeko anao
Ho silako mandrakizay

Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao


Raha maloka ny androko
Ianao no masoandroko
Omeo ho ahy ny tananao
Ho tantanako, ho arovako

Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao
Ref
Manomboka androany dia hamiratra ilay androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita izay ho anjarako
Inao nitondra hafanana vaovao                
Aharitra ho mandrakizay

And 3
Ventsoiko ho anao ny hirako
Ho tsapanao ny anatiko
Fa fo iray(fa fo iray),mitempo ho anao
Ho tononkira.serasera.org anao ihany…ho anao hatrany….ho anao mandrakizay

Ref
Manomboka androany dia hamiratra ilay iaaqsw androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita ubwknso izay ho anjarako

Inao nitondra hafanana vaovao    x2
Aharitra ho mandrakizay

Tiako ditfrnf ianao,
ianao tia ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Toaiky
Visites : 1061
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ciciandria15
Date : 12/08/2019 17:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1506