ILAY SAFIDIKO (Toaiky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao,ianao tia ahy
Tsy misy ilaiko mihoatra izay
Androany no andro anekeko anao
Ho silako mandrakizay
Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao
Raha maloka ny androko
Ianao no masoandroko
Omeo ho ahy ny tananao
Ho tantanako, ho arovako
Pre-chorus
Ny teniko amin’ny andro sisa iainako
Dia atokako ho anao
Ref
Manomboka androany dia hamiratra ilay androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita izay ho anjarako
Inao nitondra hafanana vaovao stvf eksbcbfe
Aharitra ho mandrakizay
And 3
Ventsoiko ho anao ny hirako
Ho tsapanao ny anatiko
Fa fo iray(fa fo iray),mitempo ho anao
Ho tononkira.serasera.org anao ihany…ho anao hatrany….ho anao mandrakizay
Ref
Manomboka androany dia hamiratra ilay androm- piainako
Fa hatrizay hoa za dia tsy nahita izay nfhcrv ho anjarako
Inao nitondra hafanana vaovao x2
Aharitra ho mandrakizay
Tiako ianao,
ianao tia ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ToaikyHits : 1063
Likes : 1 Like
Created by : ciciandria15
Date : 12/08/2019 17:21