Tiako foana (Tiavina Raoelison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifankatia fjlxcx hatrany isika roa
Ary tsy nifankafoy
Dia niaina fiainana iray
Toy ny anaty nofy.
Fa fitiavan-tsika iny anie, tena mamiko e!
Inona anefa no tena antony e?
Fa tiako namufedm foana ianao, tononkira.serasera.org aza manahy
F'izay nomenao fpku Ray, dia ekenay
Tsarovy hatrany anefa, ny aina tsy mifametra e!
Hajao ny olon-tianao, raha tena tia azy ianao.
Tsaroako foana ary ato an-tsaiko, fitiavan-tsika fahiny
Nanjary ho nofy sisa anefa izany, mangina aho ankehitriny.
Na tiako ho ahy ianao, hoe: mandrakizay
Toa raki-bolana vaovao no iainanay!!
Fa tiako foana ianao, aza manahy
Na dia lahatrao ry Ray, dia ekenay
Hifonako aminao ny adidy tsy nataoko
Malahelo mafy anao aho, navelanao irery aho.
....
Fa tiako foana ianao, aza manahy
F'izay nomenao Ray, dia ekenay
Fa tiako foana anie, malalako izy anie!
Fa nandao ahy izy e!eh!, any ankoatra e!eh!
....
Ny hafatro aminareo, mpifankatia
Hajao foana izy iny, fandalovana ny ety.
Ny hafatro aminareo, mpifankatia
Hajao foana izy iny, fa fandalovana ny ety!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tiavina RaoelisonHits : 887
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 25/04/2023 02:42