Taniko manjelatra (Thina A.)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia variana teny mantsy ireto biopqzqf masoko ankiroa
Nitazan-davitra ny vokatry ny tara-danitra tery
Nosokajiako hampanjopiaka irony vatosoa
‘Ngiran’ito taratr’andro avy ety ambony ety

Moa tsy vozon-jazavavy voaravaky ny rojo
Ilay tany notemerin-tafo jelatry ny masoandro
Toa tsy andriko aho ho tonga, tononkira.serasera.org vita dia ka ho tojo
Iry akany mamy loatra, tanindrazako io, kinanjo

Io ilay uavkhz Madagasikara tany mamy tsy mba foy
Ilaozako androany fa rahampitso itomaniana
Iantsoako kgut anao namako, asandrato sy koloy
Lovantsika, tanindrazana, fireneko tena tiana

Ao ny hareny marobe, mampirehitra hambom-po
Ireo karazam-boninkazo sy ireo hazo sarobidy
Ireo biby tsy fahita firy, volamena, vatosoa
Zahantany reharehan’ito firenena voafidy

Io ilay Madagasikara tany mamy tsy mba foy
Ilaozako androany fa rahampitso itomaniana
Iantsoako anao namako, asandrato sy koloy
Lovantsika, tanindrazana, fireneko tena tiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Thina A.
Visites : 2027
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 02/07/2020 23:33
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088