Ilay fiverenanao (THE ONLY WAY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho deraina eto aminay
Ka miandrandra anao izahay.
Tsisy azo eubgk hoharina
Amin'ilay voninahitra ho avy, rozjdpxz Oooh
Vahiny aho no ety, fa hiverina dzyyhn aminao
Ho avy ianao haka ahy, hiaraka aminao
Vahiny aho no ety, fa hiverina aminao
Dia ianao no Haka ahy, hiaraka aminao
Yeshua, efa ela tononkira.serasera.org no niandry aho, ilay fiverenanao
Yeshua, efa ela no niandry aho, ilay fiverenanao
Tsy ho ela intsony dia ho avy ianao
Ny lohalika rehetra hiankohoka
Ny lela rehetra hidera anao
Izay rehetra tia Azy, dia hiakatra hitsena azy
Indray segondra monja no hitsenana Azy.
Yeshua

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : THE ONLY WAYVangy : 184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 1603
Daty : 23/05/2026 21:57