Love me (Tfwxy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriana ny ahy
Ny ho tiana, please
Please love me right

Anaty haizina aho, izay zava_drehetra hitako dia maizina
Ianao tiako ataoko sipako fa indrisy...
Izaho mila anao fa tena mangatsika

Fitiavana no ilaiko, nisombainy tamin'ny teny iray ny saiko
Dia tsy mihonona fa mila hi'panique
Naika anoratra tantatra nefa vita...

Foko feno fery kely noratrainao
Fitiavana ny ilaiko fa tsy hoe ilay ''non non''
Sa rehefa tena tia ilay boy dia atao kilalao
Omeo second chance aho na hitady vaovao

Faniriana ny ahy,
Ny ho tiana, please
Please love me right
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tfwxy
Hits : 251
Likes : 0 Like
Created by : Tfwxy
Date : 21/04/2025 07:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0739