Love me (Tfwxy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriana ny ahy
Ny ho tiana, please
Please love me right

Anaty haizina aho, izay zava_drehetra hitako dia maizina
Ianao uigscpn tiako ataoko sipako fa indrisy...
Izaho mila anao fa tena mangatsika

Fitiavana no ilaiko, nisombainy tamin'ny teny iray ny saiko
Dia tsy mihonona fa mila hi'panique
Naika anoratra tantatra nefa vita...

Foko feno fery kely noratrainao
Fitiavana ny ilaiko eiualldc fa tsy hoe ilay ''non non''
Sa rehefa tena tia ilay boy tononkira.serasera.org dia atao kilalao
Omeo second chance aho na hitady vaovao

Faniriana ny ahy,
Ny ho syscxb tiana, please
Please love me right

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tfwxy
Vangy : 489
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tfwxy
Daty : 21/04/2025 07:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0831