Safidy (Tfwxy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nanoratra aho, nandinika mba ahoana ny afara
Fa morale ambony, fiainana io positivena
Hatsiaro ve ianao TF amin’ny ferapara
Sa rano an-tany reny fotoana kely nirevena

Aleo mamisavisa, fa ny amin'tsika
Ny eto an-tany fandalovana vao dead samy vita
Aleoko naka sisin-tusche toa izay naka anao
satria nantsoiko ianao tsy tonga tamin'ny zah ilay nangatsiaka

Safidy ny eto an-tany ka manaova ny tsara
Matoa nisitaka aho dia izay izany ny anjara
Tsy hitako ny ambara nomeko azy ny apart
Mitohy ny lalako mpanenjika any afara

REF...
Raha ratsan-tanana aho fanondro adala
Mijoro foana na be mpankahala
Mila mandroso izaho manao ny tsara
fa Tout commence par un rêve sao ianao dia tara

Rehefa arivariva démarre'ko ihany ny 12
Tsy matahoatra ho faty zah fa faty malahelo ahy
Ampiadaniko ny famille dia ohatran'izay ko ny papouzy
Anamboatra paradisa aho fa efa koboko ny helo

Teninao rehetra nangalako petrak'olana
Blem eo akaiky dia izay mila fahamatorana
Tsy hasakana ahy tsy hivoaka resak'olona sy ny orana
Mivadibadin-kevitra fanahy ny famantarana

Safidy ny eto an-tany ka manaova ny tsara
Matoa nisitaka aho dia izay izany ny anjara
Tsy hitako ny ambara nomeko azy ny apart
Mitohy ny lalako mpanenjika any afara

REF...
Raha ratsan-tanana aho fanondro adala
Mijoro foana na be mpankahala
Mila mandroso izaho manao ny tsara
fa Tout commence par un rêve sao ianao dia tara
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tfwxy
Visites : 119
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tfwxy
Date : 27/12/2025 18:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455