komando (Tefi ft Bob Tobias)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba manahoana akia ny tsirony (X3) ojdyq czxvwvjb ?

Mba manahoana akia ny tsiron'ilay fiainana tsisy anah ?
Zao ndry mitomany isan'andro ô.
Very ilay Jokera notantanana.
Mampamangy e

Mba manahoana akia ny tsirony ?
Ahoana akia ny ngidiny ?
Ahoana akia ilay niadana dia avy eo mitsingidina ?
Mba tantarao anah.
Vao lasa ianao anie dia niadana aho.


Niseho ho real badman Aho
Player hoe tsy tana
Fa very very very Aho
Vao nidony tamin'ny tanà
Tsy vitan'ny hoe lavo fa
Natrosiny amin'ny tany aho mama


Fitiavana daholo ny nanaovako an'ireny akia ry ma petite a
Potipotika ny foko
Sauce voanjo tononkira.serasera.org sisa fa efa io ny maskita


Inona no ataoko ry Zalahy
Komando tsy mitomany olala
Fa tena mijaly oa zah
Komando tsy mitomany olala olala olala


Pim Pom
Sokafy kely aloha fa tonga oa ilay nenina
Manakotsako atidoha be ve ilay blem ao
Ny tody tsisy fa ny atao no miverina
Aller ty marenina miverina any

Tsisy alahelo na dia kely fa courage be anie ianao ry piso a.
Tsy manana majinika omena anao aho fa tyh ny paraky tsy miviza.


Badman tsy mifold
Badman tsy mcry
Badmin gentil
fa nampinaninao t*y

Badman natao tena latasy fa reste bandy milay

Tsy manenina aho ry piso amin'ireo rehetra rehetra sy izay zava-bita
Fitiavana madio, tsisy vitsinona
Aiza xkuqidt ianao no hahita

Raha te hikoty ela
Tena fait attention oa
La olo io mihitsy lessy
No nampisy tension Aho


Inona no ataoko ry Zalahy
Komando tsy mitomany olala
Fa tena mijaly oa zah
Komando tsy mitomany olala olala olala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tefi ft Bob Tobias
Visites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : LurissAdr
Date : 28/09/2026 16:16
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029