Ianao ihany (Nofy tsy tanteraka) (Tarika Vihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Hanadino ilay fampanantenana.
Ianao ihany no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any cwsxt ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.
Ref:Foana fa tonga ilay maraina
Ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.
Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy ho tanteraka. qhgu
Ref.....
Ianao ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela lzengs anao any ambadika any tononkira.serasera.org ho any.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VihyVangy : 1056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 28/02/2024 05:30