Ianao ihany (Nofy tsy tanteraka) (Tarika Vihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Hanadino iwqqxopa tononkira.serasera.org ilay fampanantenana.
Ianao ihany jrkm no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.
Ref:Foana fa tonga ilay maraina
Ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.
Ianao no mba tanjon'ity llvij fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy ho tanteraka.
Ref.....
Ianao ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Hanadino iwqqxopa tononkira.serasera.org ilay fampanantenana.
Ianao ihany jrkm no nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny tojo fisarahana.
Ref:Foana fa tonga ilay maraina
Ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.
Ianao no mba tanjon'ity llvij fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy ho tanteraka.
Ref.....
Ianao ihany no nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika VihyVangy : 1057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 28/02/2024 05:30
