Ianao ihany (Nofy tsy tanteraka) (Tarika Vihy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ihany no nahatonga ahy hanapa_kevitra.
Hanadino ilay fampanantenana.
Ianao ihany no tononkira.serasera.org nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny kbbwpq tojo fisarahana.
Ref:Foana fa tonga ilay maraina
Ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.
Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy ho tanteraka.
Ref.....
Ianao ihany no jbgnw nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any ambadika nfaj any ho any.
Hanadino ilay fampanantenana.
Ianao ihany no tononkira.serasera.org nahatonga ahy handefitra.
Hamela anao any ambadika any ho any.
Ianao fahiny nilokaloka dia nampiresaka.
Namezivezy, nilalao fitia.
Nandiso foana ny fotoana niarahana
Ankehitriny kbbwpq tojo fisarahana.
Ref:Foana fa tonga ilay maraina
Ritra ny tomany,navelanao omaly
Moana ny foko sy ny saina
Efa andro vaovao ny androany.
Ianao no mba tanjon'ity fiainako.
Hamakivaky hisedra ny ho avy.
Hampody indray ilay masoandroko.
Indrisy nofy tsy ho tanteraka.
Ref.....
Ianao ihany no jbgnw nahatonga ahy ho tapa_kevitra.
Hamela anao any ambadika nfaj any ho any.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika VihyHits : 1060
Likes : 0 Like
Created by : Nolybela8
Date : 28/02/2024 05:30
