NY NAHITAKO ANAO (Tarika FIDAR HARD ROCK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandeha nivezivezy aho androany,
nikaroka izay nahasoa teny ho eny.
Indro tsipalotro anoloana ianao,
namikiviky hifanena amiko.
Tampoka teo izaho toa variana.
Voadonako ianao vxdbw ka hitako fa tezitra.
Nihoraka aho! toa taitra mafy
fa hay ianao eto anilako sahady ka notambatambaziko...
Tsy naninona ahy ianao fa nitsiky,
nilaza fa mbola maika hianatra.
Ny erika koa tbkxrhke izato tononkira.serasera.org toa mifafy,
nanolo-tena aho ny hanatitra anao.
Natolotro ny tanako hitantana anao,
ianao tsy nandà zgdpz fa nanaiky tam-pitsikiana.
Tonga teo am-bavahady, efa saika tara,
,ny azoko natao dia namotsotra ny tananao
Eny akia, na dia ora vitsy,
toa tsy afaka ato an-tsaiko.
Ary raha afaka aho rahariva
dia ho avy any hitsena anao.
A/C : Fidy Art Niaina
nikaroka izay nahasoa teny ho eny.
Indro tsipalotro anoloana ianao,
namikiviky hifanena amiko.
Tampoka teo izaho toa variana.
Voadonako ianao vxdbw ka hitako fa tezitra.
Nihoraka aho! toa taitra mafy
fa hay ianao eto anilako sahady ka notambatambaziko...
Tsy naninona ahy ianao fa nitsiky,
nilaza fa mbola maika hianatra.
Ny erika koa tbkxrhke izato tononkira.serasera.org toa mifafy,
nanolo-tena aho ny hanatitra anao.
Natolotro ny tanako hitantana anao,
ianao tsy nandà zgdpz fa nanaiky tam-pitsikiana.
Tonga teo am-bavahady, efa saika tara,
,ny azoko natao dia namotsotra ny tananao
Eny akia, na dia ora vitsy,
toa tsy afaka ato an-tsaiko.
Ary raha afaka aho rahariva
dia ho avy any hitsena anao.
A/C : Fidy Art Niaina
--------
Rohy:
Hevitra
Fidy Art Niaina
(
27/08/2024 15:27)
Lien youtube : https://www.youtube.com/watch?v=vI6WKIt-16o
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika FIDAR HARD ROCKVangy : 593
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 27/08/2024 15:27
