NY NAHITAKO ANAO (Tarika FIDAR HARD ROCK)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nandeha nivezivezy aho androany,
nikaroka izay nahasoa teny ho eny.
Indro tsipalotro anoloana ianao,
namikiviky hifanena amiko.
Tampoka teo izaho toa variana.
Voadonako ianao ka hitako fa tezitra.
Nihoraka gekku aho! fjcp toa taitra mafy
fa hay ianao eto anilako sahady ka notambatambaziko...
Tsy naninona ahy ianao fa nitsiky,
nilaza fa ecggdbt mbola maika hianatra.
Ny erika koa izato toa mifafy,
nanolo-tena aho ny hanatitra anao.
Natolotro ny tanako hitantana anao,
ianao tsy nandà fa nanaiky tam-pitsikiana.
Tonga teo am-bavahady, efa tononkira.serasera.org saika tara,
,ny azoko natao dia namotsotra ny tananao
Eny akia, na dia ora vitsy,
toa tsy afaka ato an-tsaiko.
Ary raha afaka aho rahariva
dia ho avy any hitsena anao.
A/C : Fidy Art Niaina
nikaroka izay nahasoa teny ho eny.
Indro tsipalotro anoloana ianao,
namikiviky hifanena amiko.
Tampoka teo izaho toa variana.
Voadonako ianao ka hitako fa tezitra.
Nihoraka gekku aho! fjcp toa taitra mafy
fa hay ianao eto anilako sahady ka notambatambaziko...
Tsy naninona ahy ianao fa nitsiky,
nilaza fa ecggdbt mbola maika hianatra.
Ny erika koa izato toa mifafy,
nanolo-tena aho ny hanatitra anao.
Natolotro ny tanako hitantana anao,
ianao tsy nandà fa nanaiky tam-pitsikiana.
Tonga teo am-bavahady, efa tononkira.serasera.org saika tara,
,ny azoko natao dia namotsotra ny tananao
Eny akia, na dia ora vitsy,
toa tsy afaka ato an-tsaiko.
Ary raha afaka aho rahariva
dia ho avy any hitsena anao.
A/C : Fidy Art Niaina
--------
Link:
Comments
Fidy Art Niaina
(
27/08/2024 15:27)
Lien youtube : https://www.youtube.com/watch?v=vI6WKIt-16o
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika FIDAR HARD ROCKHits : 602
Likes : 0 Like
Created by : Fidy Art Niaina
Date : 27/08/2024 15:27
