Ataovy ny asako (Tanora marina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org ATAOVY NY ASAKO
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana izao tsy mampandroso ny asany?
Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba hampandrosoana ny fanjakany
mkpqefv ltmoy Vavaka no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa anlktf Izy Tompo no miteny
Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ny asanao
Fandresena efa eo aminao
Vitan'i Jesosy Tompo
Inona moa re no sakana izao tsy mampandroso ny asany?
Nefa ianao nofidin'i Jesosy
Anao ny asa Ny mba hampandrosoana ny fanjakany
mkpqefv ltmoy Vavaka no asandrato tokoa
Tsy misy tiaNy ho very
Vakio, jereo ny baiboly
Fa anlktf Izy Tompo no miteny
Koa mandehana tokoa ianareo
Itory ny filazantsara
"Ataovy ny asaKo" hoy Jesosy
Dia ataoko ny asanao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Tanora marinaVangy : 332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jsjs
Daty : 24/08/2025 14:31
