Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao 'zahay (Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao 'zahay ry Ray tononkira.serasera.org o noho ny famindram-ponao
Misaotra anao 'zahay ry Ray o noho ny famindram-ponao
Nahitsinao 'zahay ho tsuizomf any amin'ny lalan'ny fahamarinana
Nahitsinao 'zahay ho any umxb amin'ny lalan'ny fahamarinana
Asehonao anay isan'andro ny fitiavanao
Asehonao anay isan'andro ny fahatsaranao
Indraindray mety ho kapoka mamay no ataonao anay
Nefa ireny rehetra ireny dia nataonao cvdzi hanefena anay
A/C : Misa Ravel/Vola Ravel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Fifohazana Ambohidroa (TFi)Visites : 522
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : VolaRavel
Date : 10/02/2025 22:46