Tsikalakalam-pitia (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Ny Hiaraka Aminao iny angamba Misy Tery,
Ilay Fo Adalako io lasa very Jery,
Za 'ty Tia Anao,
'Nefa ny azo atao,
Mitsiriritra dia aleo mitia Mangina Anao,

Hatrizay te hanokatra Fonao,
Fa ho lany Andro eto ihiany Aho raha hiandry Anao,
Niezaka ihiany Aho fa tena tsy Hitanao,
Mbola Olon-Kafa ilay Mahavariana Anao.

Zanahary ooh', 'ty Foko mba Tsaboy,
Fitia tsy Anjara 'ty mankaloiloy!!!
Raha tsy Lahatra ilay Anay Roa ry Yaveh',
Fahasalamana no ilaiko ny Ahy dia Volabe.

Ref ...

Ilay Faniriana hiara-Dàlana Aminao mandoro Fo, fa raha Voankazo Ianao tsy ho Takatro, ho avela eo 'nefa ho lo;
Lasa fatotra manimba Torimaso,
Vesatra anie ho Ahy ilay Za 'tsimba Topazanao kely @ Maso Tia,
Tena Tia loatra ka tsy Sahy Mamboraka Fitia,
Rehefa tsy ho Tsapanao Tazomiko io na Mankahia,
Koboniko ho Ahy irery, iafiako na Marary fa ilay Zaridaina kelinao tsy ho asiko Siasia.

Zanahary ooh' ...
Ref : ...

Za Tia Anao iny eeh'!!!
F' aleo Koboniko eeh'!!!

Ref : ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 156
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 10:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4528