Tiako nefa (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ianao io nefaTann Faya :
Ooh' Kiala aah',
'Ndao hifanaraka samy hiala,
Inoko angamba fa tsy adala aho,
Fa leo le hiantso anao malala aho, iraha-mahalala malala aah'
Ooh' Kiala aah',
Na ny afotsika aza efa maty
Ny atsika tsy anjara, ka andao ho ravaina mba tsy hifanomezan-tsiny
Vao solafaka na kely aho dia fahazaranao ny mamely ahy
Hmm, Olombelona tsy Anjely aho
Lasa fankahalana andao ravaina dieny tsy ho tara
Mbola hahita ny anjaranao ianao minoa ahy
Etsy ho fihiniko eto an-tratrako
Na ho samy hafa ny làlana enga anie tsy hanadino ahy,
Tsy ho roiroy hoatsika roa
Ho tazomiko ho sakaiza, fa 'zay takaitran' ny ratra iraha-mitaiza
Johane :
Tiako Ianao io 'nefa ... (x6)
Efa tsy hifoha intsony eih, tsy safidy fa tsy fananiana
Tsy lasa intsony ka aleo samy manana ny làlany eih
Mety hoe ho azo atao ihanyy, ny handray anao ho namana!
Izay no sisa eih, azoko atao
Tann Faya & Johane :
Hiaraka fa 'tsisy tanjona,tsisy mba natsangana
Ny ampitso 'nge fibanjina tsy vitan' ny hoe Fitiavana io
Fitiavana tsy hakaiza tsy aleo ho very any? Very any, very any
Ra miteny hoe tiko Ianao aza,toa lasa fahazarana
Io lasa am-bava fotsiny fa tsy avy amin'ny fo akory
Tiako Ianao io 'nefa ... (x3)
Johane :
Fa ny ato ampoko eih, marary ihany
Nefa tsy maintsy handao, tsy maintsy andao anao ...
Mbola hahita anjaranao enao mino aho (x2)
F' efa tsy maintsy handao,
Tsy maintsy handao Anao!
(Tiako Ianao io 'nefa! x2)
Mbola ahita anjaranao Ianao,
Minoa ahy!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tann FayaVangy : 219
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 26/02/2024 20:49