Soa fa gasy aho (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tann Faya :
Satria Gasy Ray, Gasy Mama,
Salama aho, salamà ... !
Na mainty fihodirana fa haiko oe milay aho [Satria Gasy Aho],
Na mahantra, mahonena ny fomba fiainanay, Fa izahay faly [Satria Gasy Aho]x2

Mr. Sayda:
Fa zanakin' ny Ntaolo ah' manaja manao azafady [Azafady],
Fa tsy tompon' ny teny,
Tsy tompony ah' fa zandry!
Ra misy fahadisoana ibabohako Alahady,
Ankiniko @ Zanahary Alahamady eeh',
Satria fombanay fa tsy oe finoanoam-poana,
Fiainana Gasy fa tsy akory oe ahoana!

Tann Faya:
[...] Fa vary ny fototra kalinay,
[...] Reo Havana retra lalainay,
[...] Valala io na kely zarainay,
[…] Mozika-na Nosy no hirainay!

Mr. Sayda:
Fa satria za Gasy ka tsy ijery oe ratsy ny avy atsy sy avy atsy,
Fa havako jiaby na samy hafa foko, 'ndao iaraka isotro na samy hafa loko,
Varo-mitsangana de ravitoto, Kaoatry mamay manafana ny foko,
Laoka be menaka dia ranovola ...
Fa tairiko gala fa tsy handany vola!

Tann Faya:
Fa Malagasy aho na inona ho lazainareo,
Na hisy ho levona eo! Soa fa ... Soa fa Gasy Aho!!!
Mba enga anie ho ren' ny ao afara izato feo,
Ho Iray ary eeh'! Ho rehareha!!!

Mr. Sayda:
Fa satria za Gasy tsy manao veloma fa hoe mandrapihaona!
Satria mbola hiaona ra oe samy any Ankôtra ka aleo tsy misôna […]
Yeah'!!!

Tann Faya sy Mr Sayda
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 3491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/01/2015 01:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131