Sedra (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
… Big Uup ho an’Jeedai!

Ref:
Tsy moramora ny misaraka aminao, lasa lavitra aa!
Izao indray no mitomany fa irery fa tsy eo ianao
lay fitiavantsika nokasaina hatao hany tapaka a!
Mbola hiverina eo anilanao izao, tena manina ny tsikinao

Hey! Raiso tsotra ny ah' ry Kiala e!
Fitia tsy ho forcéna oa 'refa tsy mifamaly eeh'!
Na tsy foiko aza ny omaly e!
Refa Raozy lozitra mbola ho ambolena iany ve e?
Soa isika lavo hahay mamindra!
Boky rovitra fanao any andava-piringa a!
Lasa hatsikana ny atsika!
Mpilalao sarimihetsika mahery eto Afrika!
Ka aleoko miala Gyal!
Toy izay oa itety ireo karazan' Hôpitaly e!
Marina fa samy ‘jaly!
F'eo mody mitsiky alou' satria mba mody faly e!
De, matoa misaraka tsy poizina!
Lay Zanahary anie matoa mandahatra tsy dondrona!
Ny Mpandahatra tsy dondrona!
Mbola misy anjaratsika ko any anaty pokona any!

Ref…

Hey, zay tapaka de tapaka e!
Tsy mikambana na samy ho iray lanitra e!
Tsy ameno tany miaraka am' se,
Fa ra mila fanakinam-po mbola ao Andriamanitra e!
Talouh', za nitetika haka volana Ho anao irery ry Ikala 'nefa nofy lasa olana!
Hey! Niketrika vahaolana aho,
Misaraka 'lou de aleo manamafy izay Ftiavana mety hoasolo anao!
Fa tsy olana 'zany,
Tsika manan-tongotra mipetaka @ tany!
Enao kôpy an' zany e!
Fa anatiny le 'ngidy iany oa no hahitàna ny mamy e!
Ty vazo rotsirotsy,
Ho veloma indray mipika,
Aza mivika aza midontsy!
Ny akoho tsy voropotsy,
Fa ny alika oa tsy lioana,
Ilay tany kou tsy fotsy!

Ref ...

Hey, de eo alouh' mba manalazy fa misaraka amiko ange ka afa-doza ry Vehivavy e!
Ny life-tsika mandeha ho azy ka samia oa mba mitaditady 'zay mba mampety azy e!
Ra ny tiko aza ny foko no oesoriko ho sasana f' enao io 'nge no nandoto!
Fanondro adalako manondro, anao io, fa saingy hoe enga anie ianao ho tahian' i Tompo!
(Tompo aah')
Na nandamoka ny lasa, Na ny kiho aza nifafa f' za tsy hanozona tsy handatsa!
F' iny love ratsy faka, Aleoko miala,
Tsy mahazaka aho ka mirary anao io mba hahita hafa aho!

Ref : ...
Outro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 827
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : CarlMarX
Daty : 03/02/2020 19:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2848