Ozona 2.0 (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeko Làlana tsotra,
Iriko Ianao matesa any,
Sendra ilatsahan' ny Varatra anaovako Fety hiatsoako iray Fokontany,
Hiezaka fônafôna Enao fa na inona ataonao io tsy hanjary.
Vô mba mitetika ho sambatra kely hidonam-pahoriana dia marary.

'Ndana Ianao mihinana poizina, poizina,
Mialà aina manirery any,
Efa hiantohako daholo izay tinao Asidra sa Poizim-Boalavo,
Dia 'ndana mitrosina, mitrosina,
Hijaly Ianao indray Andro any,
'Tsisy hirary soa Anao izany eo na maty 'tsisy hitomany.


HO ANAO IRERY,
HO ANAO IZAY LOZA REHETRAREHETRA AN-TSAIKO AO.
FA HO ANAO IRERY,
IRIKO HOANAO IZAY REHETRA RATSY AN-TSAIKO AO.
UHM ...


Ho Ranomaso maraina mandrapahariva Fiainanao iny,
Mety hoe hanenina Ianao na mitetika hiverina hodiako ho variana.
Ho leo Anao mitaraina lava hatr@ ilay Maria Virjiny,
Ho korontana lava ny Anao,
Io hadalanao zakao.

'Ndana Ianao mihinana poizina, poizina,
Mialà aina manirery any,
Efa hiantohako daholo izay tinao Asidra sa Poizim-Boalavo,
Dia 'ndana mitrosina, mitrosina,
Hijaly Ianao indray Andro any,
'Tsisy hirary soa Anao izany eo na maty 'tsisy hitomany.

HO ANAO IRERY,
HO ANAO IZAY LOZA REHETRAREHETRA AN-TSAIKO AO.
FA HO ANAO IRERY,
IRIKO HOANAO IZAY REHETRA RATSY AN-TSAIKO AO.
UHM ...

Ny Ahy rehefa misy mamelaka ny Havanana, felahako ny Havia,
Kamo hiatsara ivelatsihy miala tsiny Aho Kristy.
Fiainana efa fohy 'ty, Sarobidy ny Fahasalamana ka ny Foko tsy ho simbasimbaiko am' zay Vorontsiloza efa tsy tamana.
Ipenipenina Ianao fa very??!
Himenomenona Ianao, Irery??!
C' est pas l' Affaire de mon Urine,
Ilay Afobe ho Anao mbola tsy tery!!!
Hipenipenina Ianao fa very!!!
Himenomenona Ianao Irery!!!
Efa voasoratra ao anatin' ny Ozona ilay Ho Avinao enga anie mba ho Fery.


HO ANAO IRERY,
HO ANAO IZAY LOZA REHETRAREHETRA AN-TSAIKO AO.
FA HO ANAO IRERY,
IRIKO HOANAO IZAY REHETRA RATSY AN-TSAIKO AO.
UHM ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 652
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tiaray11
Daty : 29/01/2023 13:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734