Omeko chance (Tann Faya)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za miaraka aminao 'ndraindrai mifezaka oe sao tononkira.serasera.org diso làlana ka hidiran' angano eo!
Enao anefa mba itako miezaka aleo oameko vintana sao oanjarako enao io!
Erahako iany sao mba ho avy tsara fa tsy aiko alou' ny lahatra nataon' i Ray ambuny ao!
Fa io ko tsy misy mangidy tsy andramana fa enga anie tsy ho diso! Ye!!!
Hey, evztj adinoiko ny omaly!
Sary hafa ny andohako any maita anao!
Za io mba te ifaly!
Enga anie ho ianao ilay fanafana hasitrana!
Fa za io 'nge maketo maketo!
Avy eo maketsy qlamqt maketsy!
Za io mba leo mba leo!
Za leo vofetsy vofetsy!
Maaarary!
Mba mila ilay famatoranao nzetpr aaaaaah'!
Ref: ...
Leo midofotra @ tolana isanandro vavaka hoe aiza 'ndray no aita anjara!
Fanapaha-kevitro anio foko ankiniko @nao io raiso karakarao tsara eeh'!
Esoriko ny tahotra!
Fa loharanom-pitiavana vaovao no atolotro anao!
No oatolotro anao! [x3]

--------
Lien:
Commentaires
johndor
(
21/05/2017 08:58)
makasitraka ny mpandrindra