Hoano ny T** [imazineo] (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Couplet: 1]:
Fa fiainan'alika anie ho'ah no nampiainanao ahy hatrizay
Aza omena tsiny aho raha toa ka hitata fa tofoka fay
Fa nefa raha ianao io ho very vô hoe tahak'zay
Anio aho mba hiala ka rehefa tsy faly ianao oanao ny *ay
Niharetako ihany satria zah mba nihevitra hoe enao mlay
Enao tsara ivelany kanjo mamely ahy toin'ny sakay
Aleo samy rava sao maharatra eo aho vô hiantso hoe may
Aleoko olon'kafa no antsoina Zetema f'enao mbay

[Refrain]:
[Raha marary fo (Raha marary fo)
De ataovy an-doha (De ataovy an-doha)
Na makan-dò (Na makan-dò)
Ndraindray mahavoa (Ndraindray mahavoa)] x2

[Pont]:
Fa zah moa efa niteny impiry impiry hoe zah mba mangirifiry
Fa tsy nohenoinao fa ny adalanao voamay natao mankadiry
Fa zah moa efa niteny impiry impiry hoe zah mba mangirifiry
Fa tsy nohenoinao, nivadihanao nefa ny afo mankadiry

[Couplet: 2]:
Fa fiainan'alika anie ho'ah no nampiainanao ahy hatrizay
Aza omena tsiny aho raha toa ka hitata fa tofoka fay
Fa nefa raha ianao io ho very vô hoe tahak'zay
Anio aho mba hiala ka rehefa tsy faly ianao oanao ny *ay
Niharetako ihany satria zah mba nihevitra hoe enao mlay
Enao tsara ivelany kanjo mamely ahy toin'ny sakay
Aleo samy rava sao maharatra eo aho vô hiantso hoe may
Aleoko olon'kafa no antsoina Zetema f'enao mbay

[Refrain]:
[Raha marary fo (Raha marary fo)
De ataovy an-doha (De ataovy an-doha)
Na makan-dò (Na makan-dò)
Ndraindray mahavoa (Ndraindray mahavoa)] x2

[Couplet: 3]:
(Io anie tsy voatery hoe lafatra enao de hanitsaka ny hafa
Zah nge mety hoe raha ratsy jerena fa ny hafa mahita hoe tsara
Ny atao hoe be fitiavana anie tsy voatery hoe hizara amin'ny rehetra
Ny hiangaviako e, any an-kafa aza averina intsony le fika voretra) x2

[Outro]:
Omena tsodrano raha toa ka tsy tàna fa zahay koa tsy hanery ny anjara
Fa zahay no mba hiala fa zahay tsy
zahay tamàna fa tsy afaka hanery ny anjara
Fa zavatra tokana hereto eo ny vokany ny tany nge natao halama
De zay, zay ny tohiny zay fandraisanao azy any Ôkay!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 3588
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/11/2015 10:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554