Bekotro maro-ex (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Intro :
Joeline, Yvonne, Pierety, Nadety, Olga, Mathilde, Charlotte! Flora!

Couplet 1 :
Malahelo an' i Lucie aho, Nomena, Narindra!
Zah mahatsiaro an' i Vanessa, Nirina, Miangola!
Mba nankaiza ary ry Anja, i Aina ko! [Domazy ho'ah]
Ngômangôma an' i Safidy aho! Ikala Oly!
Malala!

Bozy sy Peta, Ketaka sy i Kala Bertha!
Salohy sy i Meva!
Ando, Miora, Michella!
Fanja, Tsiky ary Fý, Jessica!
Mendrika, Erica, Sariaka, Vaniala!
[Bekotro Maro Ex]

Refrain :
Ooh' Kiala eeh', mba tsarovy aho!
Mba tsarovy aho!

Couplet 2 :
Malahelo an' i Annah', tsy Montana, Mariah'!
Te hahita an' i Mariah', tsy Carey izy, Selena!
Mahatsiaro an' i Selena, tsy Gomez! Pamela!
Pamela tsy Anderson tsy vazaha! Fa tiako ihany!!!

Malahelo an' i Rihanna!
Nefa tsy ex-ko izy!
Taratara @ Madonna!
Fa tsy hozakako izy!
Oooh' ry ex rehetra!
Mba atsoy aho!
Leo manirery aho'!
Mila anareo aho!
[Bekotro Maro Ex]

Refrain :

Couplet 3 :
Haingo, Nancy, Cathy!
Nadia, Sonya, Jenny!
Rindra, Olivia, Fitia!
Où êtes-vous mes chéries!??
'Nareo tsy voatanisa!
Mba antsoy aho!
Na hoe nisaraka isika!
Mba tsarovy aho!

Refrain : ...

Dia mbola tsarovy aho!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 2345
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 04/05/2018 18:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3676