Amiral faya (Tann Faya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na iza midedaka hanimba an' i Rast kôtiko Zéro,
Tsy kobonlah' oe ny aty ny Amiraly ka tsy ho lany Bala ry Poto,
Aza mitesta, tsy hiala Amlah' Za ry Zama vôtaizan' ny Ghetto,
Mbola mandratra ny Tavanlah' mafy dona manimba noho Rôrô,

Te ho rotidrotika avia manantona fa riatako ny Ah' refa Adala,
Satana ary kirana lasa mitehaka te hiantso Anah' oe Malala a,
Ra sendra mitady dia odiko mitapy niquer-ko fa tsy Havanlah' Za,
Toraka Vato 'zay miainga omenay Koudététy dia Ratàx4

Za aza adalaina fa 'refa mivadika ny aty mivadika Biby eeh'!!!
Akotran' ny Havako 'tsisy atahorako dia Zanahary mandidy eeh',
Reveko dôly 'zay ritaka miainga mazaka ah' na mamy na 'ngidy eeh',
Bekotro maro Ex Code 69, Raprezy ny Lead eeh'!!!

Refrain :
Ya ya ya yeah',
'Tsisy ltie,
Woh woh woh'!!!
Tsisy ltie,
Yeah' yeah' yeah'
'Tsisy ltie,
Mitetika ahita Anah' Resy be mintsy 'nga 'Nareo??! ['Tsisy ltie]
Ya ya ya yeah',
...
Mitetika ahita Anah' hoe potrapotraka??! ['Tsisy ltie, 'tsiiisyyy]

Aza enjehina mintsy lou' Za,
Mavesatra 'nge oa ny Voloko ooh'!!!
Aza enjehina mintsy lou' Za,
Tsy milefa 'nge oa Za Tompoko ooh',
Aza enjehina mintsy lou' Za 'lay lay' lay 'lay,
Aza enjehina mintsy fa ... Mpanenjika toujours afara eeh'!!!

Za lou' tsy mila ny Fiainana tsy mila fa ny Fiainana no mila Anah',
Tsy mila Fiainana tsy mila Fiainana fa ny Fiainana mitady Anah'!!!
Tsy mila Game tsy mila Game fa ny Game no mila Anah'!!!
Tsy mila Game tsy mila Game fa ny Game mitady Anah',

Za aza adalaina fa 'refa mivadika ...
Refrain ...

Aza miandry Anah' handoalika 'zany eeh',
Aza miandry Anah' mba hi-abandonne,
Aza miandry Anah'
'Tsisy l' tie!!!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tann Faya
Vangy : 152
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dzao
Daty : 03/12/2023 09:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724