Miaina (Tandindona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tany malemy hanorenam-pangady no tsy thaaht misy
Fa ny fo sy ny saina tononkira.serasera.org miezaka gkusk mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry,
Fa tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa byzwn andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Fa ny fo sy ny saina tononkira.serasera.org miezaka gkusk mafy no mahafaly
Feno taraina mangirifiry,
Fa tsapanao ny miaina,
Fantatrao izay ilaina
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
Koa andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao maniry fiainam-baovao
Koa byzwn andao raha hanaraka ahy ianao
Ianao miandrandra tontolo tsara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TandindonaVangy : 958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 03/06/2023 08:59
