You are here: home > Tononkira > Tafik'i Kristy

Ho mpandresy ianao (Tafik'i Kristy)

https://tononkira.serasera.org/hira/tafiki-kristy/ho-mpandresy-ianao

(L) Mandalo ady sarotra tokoa
    Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
    Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
    Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy

(V) Mandalo ady sarotra tokoa
    Ka mila ho kivy sy reraka ny fo
    Mivavaha ianao avy eo dia mitsikia
    Tsy irery ianao fa eo Jesoa Kristy

(Duo)
Ref. Bis
        Tsy hiady irery ianao raha miaraka aminy
        Tsy andeha irery ianao raha eo anilany
        Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i tononkira.serasera.orgKristy
        Hahazo hery ianao amin'ny alalany.

(V) Mandalo aretina mafy ianao
    Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
    Mivavaha ianao avy eo dia mitrak√†
    Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra

(L) Mandalo aretina mafy ianao
    Ka mila anaraka hatramin'ny ainao
    Mivavaha ianao avy eo dia mitrak√†
    Tsy irery ianao fa eo Andriamanitra

Ref. Bis
    Fa ho mpandresy ianao amin'ny Anaran'i Kristy
    Hahazo hery ianao amin'ny alalany.

A/C : Sedra Tafik'i Kristy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tafik'i Kristy
Mpamaky : 258
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : TafikiKristy
Tamin'ny : 04/05/2020 16:45:47
ID : 12711

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo