Feon-dakolosy (TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Moa ve mba renao ny lakolosy
Feon-dakolosy natao ho anao
Mitaona anao hiverina amin'ny Ray
Andao, andao re!

Isan'andininy:
Meteza ianao izao dia izao
Mba hiverina amin'ny Ray
Feon-dakolosy izay mitaona anao
Andao, andao re

Fifaliam-be ny ao an-danitra ao
Raha manaiky ny hiova ianao
Izahay mivavaka ho anao
Amen, Amen
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TA.FA.MA (Taratry ny Fahazavana Mahazoarivo)
Vangy : 192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rindra Hubert
Daty : 14/03/2023 19:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0707