You are here: home > Tononkira > SVM AMBOANEMBA

Feno alon-drano (SVM AMBOANEMBA)

Feno alondrano ny fiainana ety.Mampiasa saina tokoa
Mitotototo mankatsy sy ary.Mila ho kivy ny fo.
Mivezivezy mikaroka sy miasa fatratra.Tsy mba miato na mijanona,miala sasatra DC



$2
Nefa na inona re ny manjo.Aza mba sasatra ianao.
Fa mbola ao ilay mpamonjy tsitoha.Mihaino izay mitalahoTsiky dia ampy
Ny entamavesatra omeo azy re! Aza matahotra intsony.
Miala aminao ny ahiahy be dia be.Ny fiainanao dia ho tony




$1
Eto amin'ny fiara-monina moa,hiaraha mahita zareo.
Tsy hay lazaina fa maro tokoa.Ny faharatsiana miseho
Ady fifanejehana re .Tsy mety hifarana
Ireo fifandirana dia marobe . Tsisy hasambarana D$1+$2

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SVM AMBOANEMBA
Mpamaky : 327
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Rantsanaambodiala
Tamin'ny : 02/06/2018 15:04:08
ID : 10643

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo