Hihira aho (S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiram-panahy no enti-midera izao
Hirahira mitory zvfgtxq ny famonjenao
Famonjena nahazoam-pahamelan-keloka
Ka azahoako tononkira.serasera.org mihirahira ny fitiavanao

Hirahiram-panahy no atolotro anao
Ho anao bszkal izay mbola velon'aina ety
Mampatsiahy anao fa tsy toa izao ianao
Raha tsy nohon'ny fitiavan'ny Ray be fitia

Ref: Hihira aho, hihira aho
Hihira ho Anao
Hihira ho Anao
Raha mbola velon'aina
Tsy maintsy hihira aho, hihira aho
Hihira ho Anao
Mandrampialan'ny fofon'aiko ry Raiko iqtxn tia
Ary iriko hitohy hatrany an-danitra ary

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia)
Hits : 1022
Likes : 0 Like
Created by : stktarapahazavana
Date : 10/10/2024 14:35
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.02