Hihira aho (S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiram-panahy no enti-midera izao
Hirahira tononkira.serasera.org mitory ny famonjenao
Famonjena nahazoam-pahamelan-keloka
Ka azahoako mihirahira ny fitiavanao

Hirahiram-panahy no atolotro anao
Ho anao izay mbola velon'aina ety
Mampatsiahy anao fa tsy toa izao ianao
Raha tsy jccfnk nohon'ny fitiavan'ny Ray be fitia

Ref: Hihira aho, hihira aho
Hihira ho Anao
Hihira ho Anao
Raha mbola velon'aina
Tsy maintsy hihira aho, wqonzk hihira aho
Hihira ho Anao
Mandrampialan'ny fofon'aiko ry Raiko tia
Ary iriko hitohy hatrany dxmz an-danitra ary

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia)
Visites : 1023
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stktarapahazavana
Date : 10/10/2024 14:35
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0135