Hihira aho (S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahiram-panahy no enti-midera izao
Hirahira mitory ny famonjenao
Famonjena otszhprl nahazoam-pahamelan-keloka
Ka azahoako mihirahira ny fitiavanao
Hirahiram-panahy no atolotro anao
Ho vrlqsm anao izay mbola velon'aina ety
Mampatsiahy anao fa tsy toa izao vixqubq ianao
Raha tsy nohon'ny fitiavan'ny Ray be fitia
Ref: Hihira aho, hihira aho
Hihira ho Anao
Hihira ho Anao
Raha mbola velon'aina
Tsy maintsy hihira tononkira.serasera.org aho, hihira aho
Hihira ho Anao
Mandrampialan'ny fofon'aiko ry Raiko tia
Ary iriko hitohy hatrany an-danitra ary

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.T.K TARAPAHAZAVANA (FJKM Ifaliarivo Ambanidia)Hits : 1025
Likes : 0 Like
Created by : stktarapahazavana
Date : 10/10/2024 14:35