mitandrema ianao (STK Ritsoky ny lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Mitandrema ianao
Fa miharatsy ny fiainana
Miambena (miambena ianao)
Dieny mbola velona.
2-Mitandrema ianao
Ilay ratsy anie mamitaka
Miambena (miambena ianao)
Mba tsy ho solafaka.
3-Mitandrema ianao
Sao variana mifanejika
Mihevera (mihevera kvqm ianao)
Asehoy ysbdqbh fa mendrika
4-Mifohaza ianao
Fa ny tononkira.serasera.org Tomponao miantso anao
Miverena (miverena ianao)
F tsy mbola tara izao.
5-Mitandrema ianao
Tano mafy ny finoanao
Miambena (miamben aianao)
Aza mihozongozona. jrvqucnl
Fa miharatsy ny fiainana
Miambena (miambena ianao)
Dieny mbola velona.
2-Mitandrema ianao
Ilay ratsy anie mamitaka
Miambena (miambena ianao)
Mba tsy ho solafaka.
3-Mitandrema ianao
Sao variana mifanejika
Mihevera (mihevera kvqm ianao)
Asehoy ysbdqbh fa mendrika
4-Mifohaza ianao
Fa ny tononkira.serasera.org Tomponao miantso anao
Miverena (miverena ianao)
F tsy mbola tara izao.
5-Mitandrema ianao
Tano mafy ny finoanao
Miambena (miamben aianao)
Aza mihozongozona. jrvqucnl
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Ritsoky ny lanitraVisites : 1281
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herytifr
Date : 24/08/2018 17:46
