Mila Anao (STK FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! tononkira.serasera.org miantso Anao aho
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho reraka aho, mitady ho kivy koa
Mila ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, teirkg tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana an'iza moa aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely ciwqdptg mafy ny onja
Te hifaoka te hitondra
Ray xgtoytef o! Mila Anao aho.
Mitady Anao ny fanahiko
Ray o! indro mitalaho
Tena mila Anao Andriamanitro
Mitady ho reraka aho, mitady ho kivy koa
Mila ny herinao indray hampahery ahy
Mba te hipetraka aho, teirkg tsy hanana ahiahy
Miantso Anao indray aho Ray.
Ianao no Andriamanitro
Mba manana an'iza moa aho hitarainako
Mandalo ny ady, mitady ho reraka aho
Fa mamely ciwqdptg mafy ny onja
Te hifaoka te hitondra
Ray xgtoytef o! Mila Anao aho.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatolampy Antehiroka FitiavanaVangy : 396
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MbolaFitiavana
Daty : 25/06/2025 14:16
