Holy raho (STK AFAA FJKM Anosy Avaratra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Holy an-tana raho fa morimoritse aho baba
Holy an-tana raho fa fijalia ty atoy e!
Feregneso raho e!!!rambeso aho Jesosy e!!!
Holy an-tanà raho inany izao e!!!
Ty fahota hamaroandraha lay baba,
Le engako iaby tsy misy sasy laha ndra raiky e!!!
manina aho etoy e!!!sarombao aho Iaba
Holy an-tanà raho inany izao
Refrain:
Jesosy be fisaora bevata ho anao lay mpanafake
Ny hateanao mahasambatse
Lomay raho inany izao,lomay raho fa holy an tranonao

misinisiny misinisiny naiko e!!!
Haravoa tsy takats’ity saiko e!!!

AC : Herijaona RABEHARIVELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK AFAA FJKM Anosy Avaratra
Vangy : 1029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadatoa.rabary
Daty : 17/12/2018 21:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6786