omeo voninahitra (Sol'dah of JESUS)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny midera sy mankalaza an’i Jesoa Noho ny halehiben’ny fitiavany Nisoloany ny helontsika rehetra Teo ambony hazo fijaliana
Omeo voninahitra e! fahirzs Fa tsara Andriamanitra e!
Izy no antony hiavian’izao rehetra izao cbykomdr Ka isaorana indrindra ny anarany Feno ny fahatsarany isika rehetra tononkira.serasera.org Ka deraina ny anarany cpqrxdwf
--------
Rohy:
Hevitra
frre-dolin
(
11/10/2017 21:09)
tsara be ilay tonokira fa probleme kely dia zah tsy mahay ilay hira!
havoberesaka
(
16/10/2017 05:26)
salama!! mora hay io hira io ka
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sol'dah of JESUSVangy : 1920
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : havoberesaka
Daty : 09/10/2017 06:12
