Izaho sy ny ankohonako (SLK ankadivoribe famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra ô! isaorako ny anaranao Fa tsaroako tokoa kvnd sady tsapako ato am-po Fa famindram-ponao no ivelomako Andriamanitra ô! Raiko malala Fa fahasoavanao no maha toy izao ahy
Refrain: Raha mandinika ireo andro lasa Toa tendro-molotra fotsiny ihany Fombafomban’ny tany, dia toy izany hatrany No nanompoko Anao Ray ô! Ka menatra aho raha toa tononkira.serasera.org Mbola mamonjy ahy Ianao Fa ankehitriny, zahay sy ny ankohonako Dia manolo-tena hanompo Anao Jehovah Ray
2. Andriamanira ô! izany hafaliako Fahitako ny làlan-tsara, làla-marina, mazava Fa ny aizin-kitroka hisava Fa fiainam-baovao no omenao ahy Andriamanitra ezglfbk ô! Raiko malala Ny fahasoavanao no maha to izao giekvws ahy
Refrain:....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK ankadivoribe famonjenaHits : 1138
Likes : 1 Like
Created by : Brad123
Date : 26/01/2020 15:29