VAVAKA (skoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray o! Mivavaka aho
Miangavy mitalao
Avia manavota
Analavitra reo ota
Mba tsinjovy lalandava
Ny fiainako azava
Ny sitrakao no lhpfwzjt tiko
Izany no tena faniriako
Ref: fahavalo maro anisa ayismxv mandrebireby mila kisa tompo ô! Ray mahery aza mamela irey}x2
Ny tononkira.serasera.org momba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
Atreto ambyvp ka hatrany
N'aiza N'aiza iafarany
Ref: fahavalo maro anisa.....Sns
Miangavy mitalao
Avia manavota
Analavitra reo ota
Mba tsinjovy lalandava
Ny fiainako azava
Ny sitrakao no lhpfwzjt tiko
Izany no tena faniriako
Ref: fahavalo maro anisa ayismxv mandrebireby mila kisa tompo ô! Ray mahery aza mamela irey}x2
Ny tononkira.serasera.org momba ahy rehetra
Ho anao tsy misy fetra
Atreto ambyvp ka hatrany
N'aiza N'aiza iafarany
Ref: fahavalo maro anisa.....Sns
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : skotoVangy : 3743
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : donalrandria
Daty : 15/09/2017 13:24
