Ankariko vady (SINKIH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeko anao daolo ny fitiavako rehetra anhIreo tambitamby maro tsy nasiko fetra anh
Nolaliko taminao ny fotoanako rehetrarehetra
Sy ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra
Ref: ka hoy ianao hoe (ndao)x3
Oento anaraka (anao)x2 zao
Za tsy mahafoy (anao)x2 zany tiakô
(Ka ankariko vady ehy ehy) x2
Ankariko vady ka ho mandramaty eh
Efa anataonany maro tsika no nifankatia
Omaly anio ary koa ho doria
Nataoko ho rehin'izao tontolo izao ilay fitia
Ka androany za hiteny aminao hoe
'' veux-tu m'épouser cherie''...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SINKIHVangy : 636
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : randriamalantofeno
Daty : 26/12/2021 16:40