Ankariko vady (SINKIH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeko anao daolo ny fitiavako rehetra anh
Ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra anh
Nolaliko taminao ny fotoanako rehetrarehetra
Sy ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra
Ref: ka hoy ianao hoe (ndao)x3
upvkg tononkira.serasera.org Oento anaraka (anao)x2 zao
Za tsy mahafoy (anao)x2 zany tiakô
(Ka ankariko vady ehy ehy) zkosgj x2
Ankariko vady ka ho mandramaty eh
Efa anataonany maro tsika no nifankatia
Omaly anio ary koa ho doria
Nataoko ho rehin'izao tontolo izao ilay fitia
Ka androany za hiteny aminao hoe
'' veux-tu kbwlx m'épouser cherie''...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SINKIHHits : 1023
Likes : 0 Like
Created by : randriamalantofeno
Date : 26/12/2021 16:40