Ankariko vady (SINKIH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nomeko anao daolo ny fitiavako rehetra anh
Ireo tononkira.serasera.org tambitamby maro tsy nasiko fetra anh
Nolaliko taminao ny fotoanako rehetrarehetra
Sy ireo tambitamby maro tsy nasiko fetra

Ref: ka hoy ianao hoe (ndao)x3
        Oento anaraka (anao)x2 zao
   fdnr       Za tsy mahafoy (anao)x2 zany tiakô
(Ka ankariko vady ehy ehy) x2
Ankariko vady ka ho mandramaty eh

Efa anataonany maro tsika no nifankatia
Omaly anio ary koa ho doria
Nataoko ho rehin'izao tontolo izao ilay wwivr fitia
Ka androany za hiteny aminao hoe
'' veux-tu m'épouser driggxq cherie''...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SINKIH
Visites : 1022
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : randriamalantofeno
Date : 26/12/2021 16:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3224