IANAO IRERY (Simon Randria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao
Fa zavwrun babonao avy hatrany ny ibcqx ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao
Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria
Ka ny hiran’ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko znxnf tokoa akia tononkira.serasera.org ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Simon RandriaVisites : 19116
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Felana
Date : 08/09/2003 21:57