MALAHELO NY FO (Silo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa nifarana ny fialam-boly
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoako anao
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho ra-maraina
Vohitsara no tanànako
Ny uzdkir alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Manantena aho f’indray andro pycna any
Ho avy tononkira.serasera.org haka aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
ary ho saladzym haiko fa tia ahy ianao
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
SILO SY TIANA
Ka voatery hifandao izaho sy ianao
Nefa kosa ny any an-tsekoly
Tsy natao hanadinoako anao
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Fa handao anao aho ra-maraina
Vohitsara no tanànako
Ny uzdkir alaheloko anao tsy hay lazaina
Tiako ianao fa atao ahoana moa
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
Manantena aho f’indray andro pycna any
Ho avy tononkira.serasera.org haka aty ianao
Dia hisinda avokoa ny tomany
ary ho saladzym haiko fa tia ahy ianao
Malahelo aho izao fa tsy misy azo atao
Toa tsy haiko ny tsy hahita anao
Malahelo ny fo fa atao ahoana moa
Antenaiko fa tia ahy ianao
SILO SY TIANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SiloVangy : 8647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 22/03/2007 07:28
